Teny iditra | 1 fahamborodamba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lamba, izay ny tenany rofia ary ny fahany vorodamba |
Ohatra |
4 [2.472#] Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. 5 [2.470#] Iarovan-tena amin' ny toe-trandro daholo izay rehetra azo atao: sarotro, gony, fahamborodamba, kapaoty tsy lema tonta, tsy ilaina avokoa. |
Singan-teny | 6 fahana, voro-damba |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |