|
|
|
|

Teny iditra1  fahanginana
Fototeny  2  gina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] silence; quiet; loneliness
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.5] silence
7  [1.8] action de se taire; solitude
Ohatra  8  Tsy tantin-dRasoa izany fahanginana izany. [2.270]
9  Mitady anao eny amoron'ny alina aho ka mikatsaka anao hatreny anatin'ny fahanginana! [1.221]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Tovy hevitra  12  fanginana, hanginana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20