Teny iditra fanginana (gina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fitenenana, fikombonam-bava: No tsy valianao ny fiampangana anao? Mitory anao sahady ny fanginanao [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fahanginana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31