|
|
|
|

Teny iditra1  fahariana
Fototeny  2  ary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  le pouvoir de créer: An' Andriamanitra irery ny fahariana (Le pouvoir de créer appartient à Dieu seul) [1.3]
Ohatra  5  Ny an-doha dia mbola narary hiany, ary fanina aho ka mila hianjera, dia nandoa dia nandroso ny fahariana fa nitombo ny aretina [2.59#]
Voambolana  6  Filôzôfia
Lahatsoratra  7  Randzavola: fahariana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  8  fahariana, fiarahana, ifaharana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20