Teny iditra | faharivo (rivo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny rano tsy lalina [1.1] | |
Tovy hevitra | harivo | |
Teny iditra | faharivo (arivo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny frantsay | Millième: Faharivo izy (Il est le millième) [1.4] | |
Ohatra | ary amin' izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa, mamindra fo hatramin' ny taranaka faharivo.
[2.996] | |
Fivaditsoratra | faharivo, vary faho |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |