Teny iditra (1/2) | 1 faharivo |
Fototeny | 2 rivo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny rano tsy lalina [1.1] |
Teny iditra (2/2) | 5 faharivo |
Fototeny | 6 arivo |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
8 millième: Faharivo izy (Il est le millième) [1.4.fr#522] |
Ohatra |
9 ary amin' izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa, mamindra fo hatramin' ny taranaka faharivo. [2.996#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |