Teny iditra | 1 fahatahorana |
Fototeny | 2 tahotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] fear; a fearful attitude |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] crainte, frayeur |
Ohatra |
7 ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona. [2.588#] 8 ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy. [2.296#] 9 Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana. [1.353#] |
Voambolana |
10 Ontam-po |
Tovy hevitra | 11 hatahorana |
Lahatsoratra |
12 Randzavola: fahatahorana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |