Teny iditra fahavelomana (velona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fotoana iainana: Nanao soa ny mpiara-belona aminy izy nandritra ny fahavelomany. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy life, lifetime, the duration of life [Hallanger 1973]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31