|
|
|
|

Teny iditra1  fahavelomana
Fototeny  2  velona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fotoana iainana: Nanao soa ny mpiara-belona aminy izy nandritra ny fahavelomany.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] life, lifetime, the duration of life
Ohatra  6  Dia vao ho feno ny fahavelomana? [2.5#]
7  sahala ny fahavelomana, ary iray ny fahafatesana. [2.69#]
8  Dia ho tapitra hatreo ve ny fisiana sy ny fahavelomana? [2.529#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27