Teny iditra (1/2) | 1 fahefatra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza izay mitana ny laharana aorian' ny fahatelo: Ny avrily no volana fahefatra amin' ny taona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2#130] the fourth |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] quatrième |
Ohatra |
6 [2.59] Sarimpolanelina fahefatra sy irain-jehy, novidina ariary. 7 [2.471] Ny andro fahefatra vao nijaingijaingy nankeny an-tseranana aho. 8 [2.643] Teo amin' ny herinandro fahefatra izahay dia somary nitombo hery kely. 9 [2.996] Ary ny olona izay efa nody avy tamin' ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany |
Fototeny | 10 efatra |
Tsipelina hafa | 11 fahaefatra |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/2) | 15 fahefatra |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [1.2#130] four fathoms |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] quatre brasses |
Voambolana |
19 Toerana |
Fototeny | 20 efatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |