|
|
|
|

Teny iditra1  faheniny
Fototeny  2  enina, -ny
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famarana ampahenin' ny vary iray (20 litra)
Ohatra  5  ary nilaza fa raha ny harena avy amin drai-beny anànany faheniny, dia tsy omen-jaza hafa; [2.59]
6  Zandiana volonondry enina metatra / Vary akotry faheniny / Mangahazo iray harona / Voatavo roa. [2.59]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny faheniny io

Fivaditsoratra  8  faheniny, hafeniny, nafehiny, nahefiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21