Teny iditra | 1 fahizany |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] taloha ela, fahiny |
Ohatra |
4 [2.245#] Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. 5 [1.437#] Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. 6 [2.113#] Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. |
Singan-teny | 7 faha, izany |
Tovy hevitra | 8 fahizay, fehizay |
Fivaditsoratra | 9 fahizany, hifiazan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |