Teny iditra fehizay
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Mitovy amin' ny fahizay, fahizany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as fahizay [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra fahizay ~ fahizany
Ohatra Indro miadana ny tany rehetra, mandry fehizay izy, velona ny hobin-kafaliana. [Baiboly: 29:014:007/Izaia 14:7..]

2013/11/23