|
|
|
|

Teny iditra1  fahizay
Singan-teny  2  faha, izay
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Taloha, fahiny, hatrany hatrany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] At that time.
6  [1.7] in former times; in those times
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#136] dans ce temps-là, à cette époque, depuis longtemps
Ohatra  8  [2.113#] Hazo lava na volo no nilanjaraa ny entana fahizay.
9  [2.445#] Nahavita zava-mampitolagaga tokoa ny sinoa fahizay.
Voambolana  10  Fotoana
Tovy hevitra  11  fahizany, fehizay
Kamban-teny 
Lohateny  13  Antananarivo fahizay : fomba na toetra amam-panaon' ireo olona tety tamin' izany (Rainitovo)

Fivaditsoratra  14  fahizay, hifiaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21