|
|
|
|

Teny iditra1  fahizany
Singan-teny  2  faha, izany
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] taloha ela, fahiny
Ohatra  5  Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. [2.245#]
6  Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. [1.437#]
7  Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. [2.113#]
Tovy hevitra  8  fahizay, fehizay

Fivaditsoratra  9  fahizany, hifiazan

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21