|
|
|
|

Teny iditra1  faikany
Fototeny  2  faika
Sokajin-teny  3  anarana faika sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] faika
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] résidu, déchet
6  [1.196] (comme faika (2)). Nom de la coque, de l'enveloppe des fruits secs dont on ne consomme que l'amande. [Merina]
7  [Betsileo]
Ohatra  8  [2.69] Mamy ihany ny tantely, fa misy faikany;
9  [2.445] Potserin' ity milina ity kosa ireo sady tantavaniny hiavaka ny ranony sy ny faikany.
Voambolana  10  Haizavamaniry
Tovy hevitra  11  tsaikany

Fivaditsoratra  12  akifina, faikain, faikany, fakainy, fanaiky, fianika, ifaikan, ifakany, nifaika, nifiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02