Teny iditra | 1 fakofako tsy mba kitay |
Singan-teny | 2 fakofako, tsy, mba, kitay |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zavatra madinika tsy ahavitan-javatra, tsy azo ianteherana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16 |