Teny iditra (1/4) | 1 fala |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] [Provincial]
vulva |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
vulve (bobo, tengy). |
Voambolana |
5 Haiaina |
Teny iditra (2/4) | 6 fala |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] falana |
Tovy hevitra | 9 falana, fela |
Mpanahaka | 10 faladia |
Teny iditra (3/4) | 11 falà |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] [Sakalava]
Ilay hazo anantonana sy amatorana ny tadivavarana amin' ny fandri-borona |
Teny iditra (4/4) | 14 fala |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.196] (du malais pala : plante du pied ; la forme des feuilles est comparée à un empreinte de pied humain). Cassinopsis madagascariensis Baill. (Icacinaceae). (voir bemafaitra). [Betsileo]
|
Voambolana |
17 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 19 alfa, falà, fala, lafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |