|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  bobo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fotsy dia fotsy, fotsy botsiaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 white, chiefly applied to cattle and sheep; an albino. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 blanc. [Tankarana] [1.19]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  105 fotsy bobo
Ohabolana  106  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)107  bobo
Sokajin-teny  108  anarana
Fanazavàna teny malagasy  109 vohoka, kibo, fivaviana, ny faritra fiterahan' ny vehivavy [Betsimisaraka] [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  110 the womb [Provincial] [1.2]
Voambolana  111  Haiaina

Teny iditra (3/3)112  bobo
Sokajin-teny  113  anarana
Fanazavàna teny malagasy  114 erika madinika mitorajofo, mamovoka sady mifafy [1.10]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  116  Haitoetrandro

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14