|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famakiakora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-borona, izay atao koa hoe famakisifotra (Anastomus madagascariensis)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Betsimisaraka] a species of bird allied to the cuckoos, belonging to a genus peculiar to Madagascar. Cochlothraustes delalandei, Temm.
Voambolana  5  Haibiby: vorona
Singan-teny  6  famaky, akora
Tovy hevitra  7  famakisifotra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)9  famakiakora
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] [Betsimisaraka] the name of a species of stork, same as falamakavava
Voambolana  12  Haibiby: vorona
Singan-teny  13  famaky, akora
Tovy hevitra  14  falamakavava

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02