| Teny iditra (1/2) | 1 famakiakora |
| Singan-teny | 2 famaky, 3 akora |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazam-borona, izay atao koa hoe famakisifotra (Anastomus madagascariensis)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a species of bird allied to the cuckoos, belonging to a genus peculiar to Madagascar. Cochlothraustes delalandei, Temm.
[Betsimisaraka]
[1.2] |
| Voambolana | 7 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 8 famakisifotra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 famakiakora |
| Singan-teny | 12 famaky, 13 akora |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 the name of a species of stork, same as falamakavava
[Betsimisaraka]
[1.2] |
| Voambolana | 16 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 17 falamakavava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|