|
|
|
|

Teny iditra1  famantaranandro
Singan-teny  2  famantarana, andro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [andro, the day.] A clock, a watch.
6  [1.7] a watch, a clock
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8, 1.13] montre
8  [1.8] horloge
Ohatra  9  Sarobidy ny famantaranandro», hoy aho. [2.356#]
10  tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro. [2.59#]
11  Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro. [2.332#]
Voambolana  12  Fitaovana
Kamban-teny 
Lahatsoratra  16  Randzavola: famantaranandro ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07