Teny iditra | 1 famarafarana |
Fototeny | 2 farafara |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanaovana resaka mialoha ifanarahana mba tsy hisy fifanolanana any aoriana |
Ohatra |
5 Manaraka izany, nalaiko ny fanekem-pividianana, dia ilay anankiray efa voaisy tombo-kase, ilay misy ny famarafarana sy ny fepetra, sy ilay anankiray mivelatra koa. [2.996] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |