Teny iditra | 1 famaritan' ny anton-draharaha |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] ny asa iray sy ny andraikitra miaraka aminy dia mitaky toetra sy fahalalana ary fahaizana mifanaraka aminy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] déterminisme professionnel |
Voambolana |
5 Hainifiaraha-monina |
Singan-teny | 6 famaritana, anton-draharaha |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |