Teny iditra | fambedana (beda) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisamborana zavatra na olona izay fihinina ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de saisir, le motif [1.3] | |
Tovy hevitra | fanabedana ~ fibedana | |
Fivaditsoratra | fambedana, fanademba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |