|
|
|
|

Teny iditra1  famela
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mamela
Azo avela: Heloka tsy famela ny anao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#822] Ce qu’on peut laisser, pardonner, manière de laisser
Ohatra  5  [2.324#] fa rehefa tsy azonay tànana hianao, hataonay ahoana no famela anao ho faty irery any;
6  [2.996#] Hataoko ahoana no famela anao ho tahaka an' i Adama, na fampanjary anao ho tahaka an' i Seboima?
Fototeny  7  vela

Fivaditsoratra  8  alefam, famela

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21