Teny iditra fametavetana (vetaveta (veta))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanazimbazimbana zava-masina, fanalam-baraka [1.1]
Ohatra 
1Nahatonga an' i Gosse nirehareha fatratra izany ka nanjary sahisahy foana izy ka nahavita hatramin' ny fandrobana sy fametavetana ny fasan-dRamaromanompo. [2.508]
2Ny olona iasako kosa dia ireo olona voatondro ho nanao hadalana sy hadisoana teo amin' ny fiainana toy ny fisolokiana, fametavetana, halatra, vonoan' olona. [2.445]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06