Teny iditra | 1 fametavetana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanazimbazimbana zava-masina, fanalam-baraka |
Ohatra |
4 [2.508#] Nahatonga an' i Gosse nirehareha fatratra izany ka nanjary sahisahy foana izy ka nahavita hatramin' ny fandrobana sy fametavetana ny fasan-dRamaromanompo. 5 [2.445#] Ny olona iasako kosa dia ireo olona voatondro ho nanao hadalana sy hadisoana teo amin' ny fiainana toy ny fisolokiana, fametavetana, halatra, vonoan' olona. |
Fototeny | 6 vetaveta |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |