Teny iditra famoasana (vofy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of peeling [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif [Abinal 1888]
 action d'éplucher, de dépouiller [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra fivoasana
Ohatra Mbola eo anefa ny fanidiana ny akoho amam-borona, ny fampidirana am-bala ny ombin-tsarety roa lahy, ny fahandroan-kanina, ny famoasana voanongo hatao jiro, izay efa nanana ny anjara asa fanaony avy izy rehetra tamin' izany. [Andraina: Mitaraina]

Teny iditra famoasana (vofy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanazavana: Famoasana tanin' ny Soratra Masina
¶ Fitsikerana: Famoasana lahatsoratra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an explanation or exposition of ideas [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay l'action d'expliquer, le moyen, le mofif [Abinal 1888]
 exposition d'une idée [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra fivoasana

Teny iditra famoasana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay chariotage [SLP 1986]
Voambolana 

2019/08/06