|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fivoasana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#846] l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif
5  [1.196] action d'éplucher, d'enlever l'écorce
Fototeny  6  vofy
Tovy hevitra  7  famoasana

Teny iditra (2/2)8  fivoasana
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Fanazavana: Fivoasana tanin' ny Soratra Masina
Fitsikerana: Fivoasana lahatsoratra
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3#846] l'action d'expliquer, le moyen, le mofif
Ohatra  12  [2.270#69] Nofaranan' ny misionera ny fivoasana tamin' ny teny hoe: -Mpiady tsy nahalala tahotra i Davida!
13  [2.643#123] Iny takariva iny dia nitangorona teo amoron' ny afon-dasy lehibe ny vatan-dehilahy rehetra ary nanao fanitaran-tsaina tamin' ny fivoasana ohabolana sy tantara madinidinika samy niainany avy.
Fototeny  14  vofy
Tovy hevitra  15  famoasana

Fivaditsoratra  16  fiavosana, fisavoana, fivoasana, voafisana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21