|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  famoasana
Fototeny  2  vofy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the act of peeling
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#846] l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif
7  [1.8] action d'éplucher, de dépouiller
Ohatra  8  Mbola eo anefa ny fanidiana ny akoho amam-borona, ny fampidirana am-bala ny ombin-tsarety roa lahy, ny fahandroan-kanina, ny famoasana voanongo hatao jiro, izay efa nanana ny anjara asa fanaony avy izy rehetra tamin' izany. [2.472#17]
Tovy hevitra  9  fivoasana
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)11  famoasana
Fototeny  12  vofy> voasana, voavofy, mamofy, mivofy, famofy, fivofy, mpamofy, mpivofy, amoasana, famoasana, ivoasana, fivoasana
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Fanazavana: Famoasana tanin' ny Soratra Masina
Fitsikerana: Famoasana lahatsoratra
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.7] an explanation or exposition of ideas
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3#846] l'action d'expliquer, le moyen, le mofif
17  [1.8] exposition d'une idée
Tovy hevitra  18  fivoasana

Teny iditra (3/3)19  famoasana
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.13] chariotage
Voambolana  22  Haitao
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31