Teny iditra famoniana (vony)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahavakisam-bony [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay floraison ; saison des fleurs [Boiteau 1997]
Ohatra Fa alohan' ny fijinjana, rahefa tapitra ny famoniana, ka efa tonga sampaho efa ho masaka ny voniny, dia hotapahiny amin' ny antsy, ny rantsany, hesoriny ny sampany dia hotangosany. [Baiboly]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31