Teny iditra famonjy (vonjy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamonjy
Azo vonjena [1.1]
Ohatra Fa hoy ny navalin' ireo : "Izahay aza mba vehivavy, ka hataonay ahoana no famonjy an' indriako? [2.69]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14