Teny iditra | 1 famoronana |
Fototeny | 2 forona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanao: Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny vanja [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 La création, l’invention, la production, la formation, la fondation, la fabrication, la construction, l'action de se procurer, le lieu, le temps, les instruments, la matière. [1.3#188] |
Ohatra |
6 Fa efa tapitra ny andron' ny famoronana.
[2.5]
7 Ny halehiben’ireo fihondronam-by an-kibon’ny tany ireo (tahiry, fampiasam-bola ilaina, famoronana asa, sns. [4.27] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Lahatsoratra | 11 Randzavola: famoronana ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 12 famoronana, 13 fanamorano, 14 fanamorona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |