Teny iditra | 1 fampakaram-bady |
Singan-teny | 2 fampakarana, vady |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding. [1.2] 6 a wedding [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 mariage [1.8] |
Ohatra |
8 Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay [1.436#] |
Tovy hevitra | 9 mariazy, fampakarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26 |