|
|
|
|

Teny iditra1  fampihaingoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] l' action de parer
Ohatra  4  [2.996] Ny mahazo ny rafitra rehetra momba ny trano, dia adidin' ny tompo-mariky ny trano vao atao avokoa, fa ny mihevitra ny momba ny fampihaingoana azy kosa no tsy maintsy imasoan' izay miandraikitra ny handravaka sy naoso-doko azy;
Fototeny  5  haingo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11