|
|
|
|

Teny iditra1  fampitodihana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] orientation
Ohatra  4  [2.606#] Ankoatra ny fampiasana hery sy ny fampitahorana isan-karazany izay nampiforitra ny fieritreretana, dia teo koa ny fanolokoloana ny saina sy ny fampitodihana azy handray ireo fitaovana voamboatra sy àry fomba isan-karazany.
Fototeny  5  todika
Tovy hevitra  6  fitodihana, fitarihan-dalana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11