Teny iditra fitodihana (todika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihodinan' ny tena mihitsy: Nisy nanohina azy no nahatonga ny fitodihany tany amiko
¶ Fiherehana any ivoho: Ny fitodihany no nahapotraka azy [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitodihana (todika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fampanarahana todika iray voafaritra mialoha [SLP 1986]
Famaritana frantsay orientation [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra fampitodihana ~ fitarihan-dalana

2010/04/03