Teny iditra fanabe (be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manabe, izany hoe manolokolo toetra tsara ao amin' ny zaza mba hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Fanabe mamohehatra ny manala ny zaza eo ankohonan-dray aman-dreniny mba hanefitefena ny toetra amam-panahiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui mérite d’être agrandi [1.3]
Ohatra 
1Izay tsara fanabe ny zanany, hahazo tombon-tsoa avy aminy, ary hirehareha aminy eo anatrehan' ny olom-pantany. [2.996]
2Fa raha araka ity fanabe azy hatramin' izao, moa tsy atahorana mafy sao ny làla-madisa omaly hanjary tevan-kamono? [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06