Teny iditra | 1 fanabe |
Fototeny | 2 be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manabe, izany hoe manolokolo toetra tsara ao amin' ny zaza mba hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Fanabe mamohehatra ny manala ny zaza eo ankohonan-dray aman-dreniny mba hanefitefena ny toetra amam-panahiny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#77] Ce qui mérite d’être agrandi |
Ohatra |
6 Izay tsara fanabe ny zanany, hahazo tombon-tsoa avy aminy, ary hirehareha aminy eo anatrehan' ny olom-pantany. [2.996#] 7 Fa raha araka ity fanabe azy hatramin' izao, moa tsy atahorana mafy sao ny làla-madisa omaly hanjary tevan-kamono? [2.296#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |