Teny iditra | 1 fanabedana |
Fototeny | 2 beda |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fisamborana zavatra na olona izay fihinina ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka [1.1] |
Tovy hevitra | 5 fambedana, fibedana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |