|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanafoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] ce qu'on peut vider
manière d'annuler
Ohatra  4  [4.27#] ny fanafoana izany dia hanampy amin' ny fampihenana ny fahasorenana ateraky ny fanavakavahana.
Fototeny  5  foana

Teny iditra (2/2)6  fanafoana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fametrahana tafo
Fototeny  9  tafo

Fivaditsoratra  10  fanafoana, fanoafana, nafafanao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21