Teny iditra fanahafana (hahaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaparitahana, fanelezana; fandanilaniana; fanalana baraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de disperser, d'éparpiller, le lieu [1.3]

Teny iditra fanahafana (tahaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitoviana amin' ny ray aman-dreny na amin' ny olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de ressembler, la ressemblance, ce qui fait ressembler [1.3]
 Similitude. [Voambolana: Matematika: rafitsary] [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20