Teny iditra (1/3) | 1 fanahaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] 5 [1.3#204] ce qu’on éparpille , la manière de disperser |
Fototeny | 6 hahaka |
Teny iditra (2/3) | 7 fanahaka |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Fomba entina manahaka, mifandray amin' ny ray aman-dreny na olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] ce dont la ressemblance peut être reproduite, manière de ressembler |
Fototeny | 11 tahaka |
Teny iditra (3/3) | 12 fanahaka |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Azo tahafina, tokony hotahafina |
Fototeny | 15 tahaka |
Fivaditsoratra | 16 fanahaka, hanafaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |