Teny iditra | 1 Fanahy Masina |
Singan-teny | 2 fanahy, masina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the Holy Spirit, the third person of the Trinity. |
Voambolana |
6 Soratra Masina |
Fivaditsoratra | 7 Fanahy Masina, hanamafisany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |