Teny iditra fanakana (aka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fodiana tsy mahalala, fodiana manao; fanantsafana; fananihaniana [1.1]

Teny iditra fanakana (sakana)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manakana
Azo sakanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut empêcher, manière d'arrêter [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07