Teny iditra (1/5) | 1 fanala |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ranonando mandry hita mivaingana fotsifotsy kely eny an-tendron' ny ahitra na miendrika tranonkala eny am-potony 4 Hatsiaka fatratra: Matin' ny fanala ny tsaramasonay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 hoar frost, excessive cold, snow (?). [1.2] 6 cold, frost [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 gelée blanche, froid [1.8] |
Ohatra |
8 Mifafy ho fanala mahangoly ny hatsiaka aterany. [2.470#] |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
11 Randzavola: fanala ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/5) | 12 fanala |
Fototeny | 13 ala |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Fomba entina manala, manesotra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [Mod. s. from manala (ala).] That which removes or takes away. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 manière d'enlever, d'arracher, de délivrer; ce qu'on arrache, qu'on délivre [1.3] 18 (de ala : sortie, enlèvement) Certaines maladies sont considérées comme résultant de la pénétration dans le corps d'insectes ou autres petits êtres vivants (notion souvent confondue avec de vagues idées sur la microbiologie). Dans ce cas, le mpimasy doit, par un tour de préstidigitation courant, avoir l'air d'extirper de l'organe atteint par les bestioles incriminées. Il les a bien entendu amenée avec lui, dans l'attirail qui ne le quitte jamais. Parmi les plantes censées faciliter cette opération, celle dont on administre le plus souvent la décoction très amère- est : Pauridiantha lyallii (Baker) Bremek.(Rubiaceae). C'est un bon fébrifuge (voir dontory). [Sihanaka] [1.196] |
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/5) | 27 fanala |
Fototeny | 28 ala |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanala telo ambin' ny folo amin' ny roapolo? [1.1] |
Teny iditra (4/5) | 31 fanala |
Fototeny | 32 ala |
Sokajin-teny | 33 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
34 Azo alana, azo esorina: Tsy fanala ny harato roha tsy efa mitohy tsara ny taolana tapaka [1.1] |
Teny iditra (5/5) | 35 fanala |
Sokajin-teny | 36 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
37 Jiro voafefy fitaratra miaro azy amin' ny rivotra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
38 A lantern [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
39 lanterne [1.8] |
Ohatra |
40 Indro niditra ilay Vazahavavy nitondra fanala. [2.499#] |
Fivaditsoratra | 41 falana, fanala |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/27 |