Teny iditra | fanalampiery | |
Singan-teny | fanala ; fiery | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery [1.1] | |
Voambolana | Kilalao | |
Tovy hevitra | alam-piery ~ fangalam-piery | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20 |