Teny iditra (1/2) | 1 fanalana |
Fototeny | 2 ala |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2] 6 the act of removing [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 action de prendre, d'ôter [1.8] |
Ohatra |
8 Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 fanalana |
Fototeny | 13 ala |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 soustraction [1.13] |
Voambolana |
17 Matematika: rafitrisa |
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny fanalana io |
Fivaditsoratra | 19 falanana, fanalana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/02 |