Teny iditra (1/2) | 1 fanalolahy |
Singan-teny | 2 fanalo, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka, Taisaka]
mahery fo 5 [1.78] [Taimoro, Taisaka] miaramila mpitondra lefona 6 [1.78] [Taimoro, Taisaka, Tanosy] mpiady 7 [1.1] miaramila na tandefona mahay sady mahery an' ady |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] [Provincial]
a spearsman |
Teny iditra (2/2) | 9 fanalolahy |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3] très adroit |
Fivaditsoratra | 12 fanalolahy, fanolalahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |